Tapakila

Karaoke Party des anciens de St Jo Antsirabe

Espace Ribatel 700 Rte de Bessières,, Buzet-sur-Tarn Toulouse

Salama e,Toulouse sy ny manodidinaaaa Tongava hifety, hihira, handihyHiara-hiverina kely @ ambiance t@ taona 80, 90, 2000 isikaKARAOKE arahana Ambiance DJ Baba Oje !Ny sakafo Malagasy tsy adino mazava ho azyFandriho dieny izao ny toerana @ laharana : 0771734286 / 0619178070Mankasitraka,