Karaoke Party des anciens de St Jo Antsirabe
2 novembre à 21h00
Salama e,
Toulouse sy ny manodidinaaaa
Tongava hifety, hihira, handihy
Hiara-hiverina kely @ ambiance t@ taona 80, 90, 2000 isika
KARAOKE arahana Ambiance DJ Baba Oje !
Ny sakafo Malagasy tsy adino mazava ho azy
Fandriho dieny izao ny toerana @ laharana :
0771734286 / 0619178070
Mankasitraka,